Agno: Tsara
Afony: Leo be
Andoro fiangonana: Hanao firaisana
BOBY: VOLA
Bandy paindra: Travestie
Bory vava: MSM voafonja
CREDO: Mangataka
Carnet: lamba
Cary: diky (tay)
Classé: filahiana
DOG: Lehilahy
Dona Dona: mifampiray ny olon-droa
..: ..
Fanabokana: Ratsy saina
Fanintsanana: Zavatra tsara
Goma: Vehivavy vadina MSM
Hango be: tiako be
Isotry: fitombenana
Kohaitra: MSM
Kepoka: firaisana ara-nofo
KNO: miresaka
KNO tana bo: resaka ratsy be
L.D: Efa nahazo taona
L.F: Lafo
L.S: Lasa
Lapelina: tambanivohitra
Lisy: Adaladala
Livako: valiko
Membre: MSM
Mahafaty: toaka
Mahavelona: vary sy loaka
Maman'i gaby: Makorela
Mamotaka: Feno diky
Manahatra: mpangalatra
Manainga zipo, akoho: hanao firaisana ao amin'ny vody
Manatitra: manala baraka
Mangarika mopera: Njola maso
Manitsana: mifamaly
Maratra: pangalatra
Maty ny trano: feno diky ny vodiny
Mikarapoka: Misotro toaka
Mitoto sakay: Se masturber
NDEXO: Fanafody, mpanao fanafody
NATY: Vehivavy
Nadia: maty
Ngaramaso: Vazaha
Piso: mahafantatra
Poizina mifono: Fahavalo
RANAHARY: Mandainga, RATSY
Rasoa mahavonjy: Mpinamana miaraka manao firaisana
Ratsongo: Volombava
Ravitoto: Mivarotra
Ravony: Fellation
Soavaly FOTSY: Vazaha
Sakafon'ny saka: MSM tena izy
Tafa: tafita
Tafo: Volo
Tanim-boanjo: ireo toerana fitadiavana client
Tavoahangy: Kiraro
Tsaralalana: Manao eo amin'ny elakelam-pe
Tsy anahazana: Tsara be
Ty hora: hanao firaisana
Voninkazo: mitapy
This e-mail address is being protected from spambots. You need JavaScript enabled to view it