La ligne verte a pour vocation d´informer, d´écouter et de soutenir.

Ouverture

Lundi au Samedi de 08h00 à 18h00

................................
Ny fitiliana irery ihany no ahafantarana ny fisian´ny VIH, antsoy maimaimpoana ny laharana 511, hanampy anao.
................................

Toeram-pitsaboana

Na aiza na aiza faritra misy anao eto Madagasikara, afaka ataonao tsara ny manantona mpitsabo.

 

 

GAY eto Dago

Fikambanana / Antenne

Mailaka: solidaritedesmsm@yahoo.fr

Laharana: 034 76 723 28



Hafatry ny MSM isam-paritra