Fandraisana MSM Karajia Fanontaniana Fikambanana / Antenne
mpikambana
Eto ianao izao: Fandraisana Karajia
Tongasoa, Ny mpandalo
Miangavy anao mba hanamarina ny maha mpikambana anao na hiditra ho mpikambana.    Adino ve ny tenimiafina?


Ny sokajy misy
  Resaka Lohateny Valiny Hafatra farany
Aucun nouveau message depuis votre dernière visite
MSM   Signifie que ce forum est modéré, les nouveaux messages sont examinés avant la publication.

Resaka manodidina ny MSM (Men having Sexe with Men)
34 32
nosoratan'i maikafijery | 17/07/2019 10:01 Voir le message le plus récent
Aucun nouveau message depuis votre dernière visite
Resaka rehetra manodidina ny firaisana ara-nofo sy ny fiarovana amin'ny aretina.
25 25
nosoratan'i maikafijery | 17/07/2019 10:06 Voir le message le plus récent
Aucun nouveau message depuis votre dernière visite
Resaka rehetra manodidina ny MSM

Sokajin-dresaka:
17 5
nosoratan'i mikajy.nat | 07/09/2018 08:25 Voir le message le plus récent
Aucun nouveau message depuis votre dernière visite
Resaka manodidina ny haingo, bika, hira, sns...
17 9
nosoratan'i maikafijery | 17/07/2019 10:11 Voir le message le plus récent
Aucun nouveau message depuis votre dernière visite
Resaka rehetra manodidina ny zo sy lalàna

Sokajin-dresaka:
6 3
nosoratan'i GayTana22 | 10/01/2018 13:24 Voir le message le plus récent
Aucun nouveau message depuis votre dernière visite
IST- VIH   Signifie que ce forum est modéré, les nouveaux messages sont examinés avant la publication.

Resaka rehetra manodidina ny IST-VIH

Sokajin-dresaka:
Aucun nouveau message depuis votre dernière visite Fakana RA(1/1)
Aucun nouveau message depuis votre dernière visite VIH(4/3)
11 8
nosoratan'i mikajy.nat | 07/09/2018 08:41 Voir le message le plus récent
Ny sokajy misy
Isan'ny nampiasa ny karajia: 64   Olona farany nisoratra tato: ybokube
Isan'ny resaka voazara: 157   Lohateny: 84   Fizarazarana: 1   Sokajy: 32
Lohateny nisokatra androany: 0   Omaly: 0   Isan'ny valinteny androany: 0   Omaly: 0
» Asehoy ireo resaka farany rehetra » Hijery misy misy kokoa mikasika ny statistika » Lisitry ny mpampiasa ny tranokala voamarina

Fitsipiky ny karajia

  1. Tsy tokony ilaza zavatra ratsy ny namana na ny manodidina ny MSM.
  2. Tsy natao fitadiavana fihaonana manokana amin'ny samy MSM ny karajia.
  3. Tokony hanaja ny hevitrin'ny namana ny mpamaky, fa raha manao izany, dia mikatona avy hatrany ny kaontiny.
  4. Misy sokajy maro ny karajia, ka tokony hijery tsara sy hanamarina ny fandraisany anjara izy, mba ho amin’ny sokajy tokony hisy azy ilay izy.
  5. Tsy mahazo hanaovana dokam-barotra ato!
  6. Ny teny ampiasaina, dia ny malagasy, aza dia mampiasa fomba fanoratra SMS laotra fa mety hahatonga fanamarihana ho anao ny fanaovana izany, satria mety hanelingelina ny mpamaky hafa no mampahatonga fasosorana.
  7. Tsy mahazo ampidirana nomerao finday na mailaka na an’iza na an’iza ny karajia.
  8. Hapetrao foana ny foto-kevitrin’ny tranokala dognat;mg. Noho izany, dia tsy mahazo atao ny manao resaka vetaveta na mifono .
  9. Mahazo atao ny miresaka manodidina ny firaisana: fa kosa dia tokony tsy hivaona amin’izay resaka efa misy ka mila hevitra na toro-lalana.
  10. Izay rehetra mivaona amin’ny tokony ho izy, dia manaiky ny mpikambana fa manana alalana feno ny mpandrindra ny karajia hanala izay resaka tsy mendrika.