Fandraisana MSM Karajia Fanontaniana Fikambanana / Antenne
mpikambana
Eto ianao izao: Fandraisana
Tongasoa, Ny mpandalo
Miangavy anao mba hanamarina ny maha mpikambana anao na hiditra ho mpikambana.    Adino ve ny tenimiafina?


Aller en bas Pejy: 1
Vaovao samihafa Resaka rehetra manodidina ny MSM
  Resaka Lohateny Valiny Hafatra farany
Aucun nouveau message depuis votre dernière visite
Sous-catégories Aucun nouveau message depuis votre dernière visite Ny MSM sy ny firenena  
4 1
nosoratan'i mikajy.nat | 07/09/2018 08:34 Voir le message le plus récent
Aucun nouveau message depuis votre dernière visite
Sous-catégories Aucun nouveau message depuis votre dernière visite Mister Gay  
3 0
nosoratan'i mikajy.nat | 07/09/2018 08:25 Voir le message le plus récent
Lohatenin-dresaka : Vaovao samihafa
Valiny   Lohateny Hafatra farany
0Valiny

Voasoratra vao5 Taona, 10 Volana
nosoratan'i maikafijery Nisy nijery in-: 1119
Hafatra farany nosoratan'i maikafijery
5 Taona, 10 Volana
0Valiny

Voasoratra vao5 Taona, 12 Volana
nosoratan'i micheltana Nisy nijery in-: 937
Hafatra farany nosoratan'i micheltana
5 Taona, 12 Volana
1Valiny

Voasoratra vao6 Taona, 10 Volana
nosoratan'i jaikabe Nisy nijery in-: 1306
Hafatra farany nosoratan'i havantsoa.lok
6 Taona, 7 Volana
2Valiny

Voasoratra vao6 Taona, 9 Volana
nosoratan'i lovasoaad3 Nisy nijery in-: 1411
Hafatra farany nosoratan'i havantsoa.lok
6 Taona, 7 Volana
1Valiny

Voasoratra vao6 Taona, 8 Volana
nosoratan'i mahajanga Nisy nijery in-: 1463
Hafatra farany nosoratan'i havantsoa.lok
6 Taona, 7 Volana
0Valiny emo

Voasoratra vao6 Taona, 10 Volana
nosoratan'i havantsoa.lok Nisy nijery in-: 1240
Hafatra farany nosoratan'i havantsoa.lok
6 Taona, 10 Volana
Revenir en haut Pejy: 1

Fitsipiky ny karajia

  1. Tsy tokony ilaza zavatra ratsy ny namana na ny manodidina ny MSM.
  2. Tsy natao fitadiavana fihaonana manokana amin'ny samy MSM ny karajia.
  3. Tokony hanaja ny hevitrin'ny namana ny mpamaky, fa raha manao izany, dia mikatona avy hatrany ny kaontiny.
  4. Misy sokajy maro ny karajia, ka tokony hijery tsara sy hanamarina ny fandraisany anjara izy, mba ho amin’ny sokajy tokony hisy azy ilay izy.
  5. Tsy mahazo hanaovana dokam-barotra ato!
  6. Ny teny ampiasaina, dia ny malagasy, aza dia mampiasa fomba fanoratra SMS laotra fa mety hahatonga fanamarihana ho anao ny fanaovana izany, satria mety hanelingelina ny mpamaky hafa no mampahatonga fasosorana.
  7. Tsy mahazo ampidirana nomerao finday na mailaka na an’iza na an’iza ny karajia.
  8. Hapetrao foana ny foto-kevitrin’ny tranokala dognat;mg. Noho izany, dia tsy mahazo atao ny manao resaka vetaveta na mifono .
  9. Mahazo atao ny miresaka manodidina ny firaisana: fa kosa dia tokony tsy hivaona amin’izay resaka efa misy ka mila hevitra na toro-lalana.
  10. Izay rehetra mivaona amin’ny tokony ho izy, dia manaiky ny mpikambana fa manana alalana feno ny mpandrindra ny karajia hanala izay resaka tsy mendrika.