Fandraisana MSM Karajia Fanontaniana Fikambanana / Antenne
mpikambana
Eto ianao izao: Fandraisana Karajia
Tongasoa, Ny mpandalo
Miangavy anao mba hanamarina ny maha mpikambana anao na hiditra ho mpikambana.    Adino ve ny tenimiafina?


Aller en bas Pejy: 1
Lohatenin-dresaka : VIH
Valiny   Lohateny Hafatra farany
1Valiny

Voasoratra vao5 Volana, 1 Herinandro
nosoratan'i micheltana Nisy nijery in-: 84
Hafatra farany nosoratan'i mikajy.nat
1 Mois, 2 Herinandro
1Valiny

Voasoratra vao1 Année, 3 Volana
nosoratan'i jaikabe Nisy nijery in-: 359
Hafatra farany nosoratan'i mikajy.nat
1 Mois, 2 Herinandro
0Valiny

Voasoratra vao7 Volana
nosoratan'i raitratsara Nisy nijery in-: 163
Hafatra farany nosoratan'i raitratsara
7 Volana
1Valiny

Voasoratra vao4 Taona, 3 Volana
nosoratan'i cs2014 Nisy nijery in-: 528
Hafatra farany nosoratan'i ango.rifatra9
2 Taona, 4 Volana
Revenir en haut Pejy: 1

Fitsipiky ny karajia

  1. Tsy tokony ilaza zavatra ratsy ny namana na ny manodidina ny MSM.
  2. Tsy natao fitadiavana fihaonana manokana amin'ny samy MSM ny karajia.
  3. Tokony hanaja ny hevitrin'ny namana ny mpamaky, fa raha manao izany, dia mikatona avy hatrany ny kaontiny.
  4. Misy sokajy maro ny karajia, ka tokony hijery tsara sy hanamarina ny fandraisany anjara izy, mba ho amin’ny sokajy tokony hisy azy ilay izy.
  5. Tsy mahazo hanaovana dokam-barotra ato!
  6. Ny teny ampiasaina, dia ny malagasy, aza dia mampiasa fomba fanoratra SMS laotra fa mety hahatonga fanamarihana ho anao ny fanaovana izany, satria mety hanelingelina ny mpamaky hafa no mampahatonga fasosorana.
  7. Tsy mahazo ampidirana nomerao finday na mailaka na an’iza na an’iza ny karajia.
  8. Hapetrao foana ny foto-kevitrin’ny tranokala dognat;mg. Noho izany, dia tsy mahazo atao ny manao resaka vetaveta na mifono .
  9. Mahazo atao ny miresaka manodidina ny firaisana: fa kosa dia tokony tsy hivaona amin’izay resaka efa misy ka mila hevitra na toro-lalana.
  10. Izay rehetra mivaona amin’ny tokony ho izy, dia manaiky ny mpikambana fa manana alalana feno ny mpandrindra ny karajia hanala izay resaka tsy mendrika.