Fandraisana MSM Karajia Fanontaniana Fikambanana / Antenne
mpikambana
Eto ianao izao: Fandraisana Karajia
Tongasoa, Ny mpandalo
Miangavy anao mba hanamarina ny maha mpikambana anao na hiditra ho mpikambana.    Adino ve ny tenimiafina?


Aller en bas Pejy: 1
Lohatenin-dresaka : Fivavahana
Valiny   Lohateny Hafatra farany
0Valiny

Voasoratra vao1 Mois
nosoratan'i antananarivo Nisy nijery in-: 16
Hafatra farany nosoratan'i antananarivo
1 Mois
0Valiny

Voasoratra vao2 Volana, 3 Herinandro
nosoratan'i raitratsara Nisy nijery in-: 51
Hafatra farany nosoratan'i raitratsara
2 Volana, 3 Herinandro
2Valiny

Voasoratra vao9 Volana, 3 Herinandro
nosoratan'i lovasoaad3 Nisy nijery in-: 217
Hafatra farany nosoratan'i havantsoa.lok
7 Volana, 2 Herinandro
2Valiny

Voasoratra vao1 Année, 11 Volana
nosoratan'i lovasoaad3 Nisy nijery in-: 357
Hafatra farany nosoratan'i jajaya
1 Année
0Valiny emo

Voasoratra vao1 Année, 11 Volana
nosoratan'i ango.rifatra9 Nisy nijery in-: 286
Hafatra farany nosoratan'i ango.rifatra9
1 Année, 11 Volana
Revenir en haut Pejy: 1

Fitsipiky ny karajia

  1. Tsy tokony ilaza zavatra ratsy ny namana na ny manodidina ny MSM.
  2. Tsy natao fitadiavana fihaonana manokana amin'ny samy MSM ny karajia.
  3. Tokony hanaja ny hevitrin'ny namana ny mpamaky, fa raha manao izany, dia mikatona avy hatrany ny kaontiny.
  4. Misy sokajy maro ny karajia, ka tokony hijery tsara sy hanamarina ny fandraisany anjara izy, mba ho amin’ny sokajy tokony hisy azy ilay izy.
  5. Tsy mahazo hanaovana dokam-barotra ato!
  6. Ny teny ampiasaina, dia ny malagasy, aza dia mampiasa fomba fanoratra SMS laotra fa mety hahatonga fanamarihana ho anao ny fanaovana izany, satria mety hanelingelina ny mpamaky hafa no mampahatonga fasosorana.
  7. Tsy mahazo ampidirana nomerao finday na mailaka na an’iza na an’iza ny karajia.
  8. Hapetrao foana ny foto-kevitrin’ny tranokala dognat;mg. Noho izany, dia tsy mahazo atao ny manao resaka vetaveta na mifono .
  9. Mahazo atao ny miresaka manodidina ny firaisana: fa kosa dia tokony tsy hivaona amin’izay resaka efa misy ka mila hevitra na toro-lalana.
  10. Izay rehetra mivaona amin’ny tokony ho izy, dia manaiky ny mpikambana fa manana alalana feno ny mpandrindra ny karajia hanala izay resaka tsy mendrika.