Fandraisana MSM Karajia Fanontaniana Fikambanana / Antenne
mpikambana
Eto ianao izao: Fandraisana Karajia
Tongasoa, Ny mpandalo
Miangavy anao mba hanamarina ny maha mpikambana anao na hiditra ho mpikambana.    Adino ve ny tenimiafina?


Aller en bas
MSM Resaka manodidina ny MSM (Men having Sexe with Men)
  Resaka Lohateny Valiny Hafatra farany
Aucun nouveau message depuis votre dernière visite
Resaka rehetra manodidina ny fivavahana kristiana, zarao ny hevitrao
5 4
nosoratan'i antananarivo | 16/04/2018 18:31 Voir le message le plus récent
Aucun nouveau message depuis votre dernière visite
Manana ny fombafombany isika eto Madagasikara. Maro ny tsy mahalala sy tsy mahafatatra ny fisian'ireny anefa mety ilaina. Ahoana tokoa?
4 4
nosoratan'i raitratsara | 28/02/2018 07:27 Voir le message le plus récent
Aucun nouveau message depuis votre dernière visite
Izay rehetra niainanao sy hitanao amin'ny fiainana andavanandro dia zarazarao.
7 8
nosoratan'i micheltana | 14/05/2018 09:41 Voir le message le plus récent
Aucun nouveau message depuis votre dernière visite
Izay rehetra mahakasika ny MSM tinao ho resahana anefa tsy hitanao ny sokajy misy azy, dia eto no hiresahana azy.
8 8
nosoratan'i mikajy.nat | 07/09/2018 07:47 Voir le message le plus récent

Il n'y a pas de messages dans ce forum.

Revenir en haut

Fitsipiky ny karajia

  1. Tsy tokony ilaza zavatra ratsy ny namana na ny manodidina ny MSM.
  2. Tsy natao fitadiavana fihaonana manokana amin'ny samy MSM ny karajia.
  3. Tokony hanaja ny hevitrin'ny namana ny mpamaky, fa raha manao izany, dia mikatona avy hatrany ny kaontiny.
  4. Misy sokajy maro ny karajia, ka tokony hijery tsara sy hanamarina ny fandraisany anjara izy, mba ho amin’ny sokajy tokony hisy azy ilay izy.
  5. Tsy mahazo hanaovana dokam-barotra ato!
  6. Ny teny ampiasaina, dia ny malagasy, aza dia mampiasa fomba fanoratra SMS laotra fa mety hahatonga fanamarihana ho anao ny fanaovana izany, satria mety hanelingelina ny mpamaky hafa no mampahatonga fasosorana.
  7. Tsy mahazo ampidirana nomerao finday na mailaka na an’iza na an’iza ny karajia.
  8. Hapetrao foana ny foto-kevitrin’ny tranokala dognat;mg. Noho izany, dia tsy mahazo atao ny manao resaka vetaveta na mifono .
  9. Mahazo atao ny miresaka manodidina ny firaisana: fa kosa dia tokony tsy hivaona amin’izay resaka efa misy ka mila hevitra na toro-lalana.
  10. Izay rehetra mivaona amin’ny tokony ho izy, dia manaiky ny mpikambana fa manana alalana feno ny mpandrindra ny karajia hanala izay resaka tsy mendrika.