Fandraisana MSM Karajia Fanontaniana Fikambanana / Antenne
mpikambana
Eto ianao izao: Fandraisana Karajia
Tongasoa, Ny mpandalo
Miangavy anao mba hanamarina ny maha mpikambana anao na hiditra ho mpikambana.    Adino ve ny tenimiafina?


Aller en bas Pejy: 1
Resaka manodidina ny SEXE Resao fa mahaliana ny maro ny sexe ary aton'ny maha olona ny olombelona.
  Resaka Lohateny Valiny Hafatra farany
Aucun nouveau message depuis votre dernière visite
Mahaliana ny olona ny hahalala ny dikan’ny hoe passif sy actif, heverinao ve fa tsara ny hahalalan’ny besinimaro ankoatran’ny ny Gay izany ?
3 2
nosoratan'i jajaya | 26/04/2017 13:09 Voir le message le plus récent
Lohatenin-dresaka : Resaka manodidina ny SEXE
Valiny   Lohateny Hafatra farany
0Valiny

Voasoratra vao5 Taona, 12 Volana
nosoratan'i maikafijery Nisy nijery in-: 1352
Hafatra farany nosoratan'i maikafijery
5 Taona, 12 Volana
0Valiny

Voasoratra vao7 Taona, 2 Volana
nosoratan'i micheltana Nisy nijery in-: 10235
Hafatra farany nosoratan'i micheltana
7 Taona, 2 Volana
3Valiny

Voasoratra vao9 Taona, 1 Mois
nosoratan'i havantsoa.lok Nisy nijery in-: 7152
Hafatra farany nosoratan'i lovasoaad3
7 Taona, 3 Volana
3Valiny

Voasoratra vao7 Taona, 4 Volana
nosoratan'i raitratsara Nisy nijery in-: 2816
Hafatra farany nosoratan'i Ka-fy
7 Taona, 3 Volana
1Valiny

Voasoratra vao7 Taona, 11 Volana
nosoratan'i lovasoaad3 Nisy nijery in-: 2255
Hafatra farany nosoratan'i havantsoa.lok
7 Taona, 9 Volana
1Valiny emo

Voasoratra vao7 Taona, 9 Volana
nosoratan'i andriadmin Nisy nijery in-: 1722
Hafatra farany nosoratan'i havantsoa.lok
7 Taona, 9 Volana
2Valiny

Voasoratra vao9 Taona, 1 Mois
nosoratan'i lovasoaad3 Nisy nijery in-: 1988
Hafatra farany nosoratan'i havantsoa.lok
8 Taona
Revenir en haut Pejy: 1

Fitsipiky ny karajia

  1. Tsy tokony ilaza zavatra ratsy ny namana na ny manodidina ny MSM.
  2. Tsy natao fitadiavana fihaonana manokana amin'ny samy MSM ny karajia.
  3. Tokony hanaja ny hevitrin'ny namana ny mpamaky, fa raha manao izany, dia mikatona avy hatrany ny kaontiny.
  4. Misy sokajy maro ny karajia, ka tokony hijery tsara sy hanamarina ny fandraisany anjara izy, mba ho amin’ny sokajy tokony hisy azy ilay izy.
  5. Tsy mahazo hanaovana dokam-barotra ato!
  6. Ny teny ampiasaina, dia ny malagasy, aza dia mampiasa fomba fanoratra SMS laotra fa mety hahatonga fanamarihana ho anao ny fanaovana izany, satria mety hanelingelina ny mpamaky hafa no mampahatonga fasosorana.
  7. Tsy mahazo ampidirana nomerao finday na mailaka na an’iza na an’iza ny karajia.
  8. Hapetrao foana ny foto-kevitrin’ny tranokala dognat;mg. Noho izany, dia tsy mahazo atao ny manao resaka vetaveta na mifono .
  9. Mahazo atao ny miresaka manodidina ny firaisana: fa kosa dia tokony tsy hivaona amin’izay resaka efa misy ka mila hevitra na toro-lalana.
  10. Izay rehetra mivaona amin’ny tokony ho izy, dia manaiky ny mpikambana fa manana alalana feno ny mpandrindra ny karajia hanala izay resaka tsy mendrika.