Fandraisana MSM Karajia Fanontaniana Fikambanana / Antenne
mpikambana
Eto ianao izao: Fandraisana Karajia
Tongasoa, Ny mpandalo
Miangavy anao mba hanamarina ny maha mpikambana anao na hiditra ho mpikambana.    Adino ve ny tenimiafina?
SUJET: Plus de plaisir, plus de temps

#99
Plus de plaisir, plus de temps Il y a 8 Taona  
Retarder l'éjaculation. Partager vos astuces!
jaikabe

L'administrateur a désactivé l'accès public en écriture.
 

#119
Re: Plus de plaisir, plus de temps Il y a 7 Taona, 11 Volana  
somary tazomina amin'ny tanana ny foton'ny penis.
ango.rifatra9

L'administrateur a désactivé l'accès public en écriture.
 

#132
Re:Plus de plaisir, plus de temps Il y a 7 Taona, 9 Volana  
miheritreritra sakafo be. Aodina ny saina e! na koa manao pause kely, miova toerana kely. Bon plaisir le mec!
havantsoa.lok

L'administrateur a désactivé l'accès public en écriture.
 

#155
Re: Plus de plaisir, plus de temps Il y a 7 Taona, 4 Volana  
za efa nanao an'ity, hitako mety lay izy. Manao pause kely mihitsy koa tena mety be a!
raitratsara

L'administrateur a désactivé l'accès public en écriture.
 
Revenir en hautPejy: 1

Fitsipiky ny karajia

  1. Tsy tokony ilaza zavatra ratsy ny namana na ny manodidina ny MSM.
  2. Tsy natao fitadiavana fihaonana manokana amin'ny samy MSM ny karajia.
  3. Tokony hanaja ny hevitrin'ny namana ny mpamaky, fa raha manao izany, dia mikatona avy hatrany ny kaontiny.
  4. Misy sokajy maro ny karajia, ka tokony hijery tsara sy hanamarina ny fandraisany anjara izy, mba ho amin’ny sokajy tokony hisy azy ilay izy.
  5. Tsy mahazo hanaovana dokam-barotra ato!
  6. Ny teny ampiasaina, dia ny malagasy, aza dia mampiasa fomba fanoratra SMS laotra fa mety hahatonga fanamarihana ho anao ny fanaovana izany, satria mety hanelingelina ny mpamaky hafa no mampahatonga fasosorana.
  7. Tsy mahazo ampidirana nomerao finday na mailaka na an’iza na an’iza ny karajia.
  8. Hapetrao foana ny foto-kevitrin’ny tranokala dognat;mg. Noho izany, dia tsy mahazo atao ny manao resaka vetaveta na mifono .
  9. Mahazo atao ny miresaka manodidina ny firaisana: fa kosa dia tokony tsy hivaona amin’izay resaka efa misy ka mila hevitra na toro-lalana.
  10. Izay rehetra mivaona amin’ny tokony ho izy, dia manaiky ny mpikambana fa manana alalana feno ny mpandrindra ny karajia hanala izay resaka tsy mendrika.