Email, tena ilaina. Il y a 7 Taona, 11 Volana
|
|
Manana compte Facebook ny ankamaron'ny MSM. Noho izany, manana adresse email ihany koa izany. Fanontaniana, miaraka ampiasainao ve izy roa ireo sa? Misy tombony betsaka raha sady mampiasa email no mampiasa ny facebook ihany koa, fantatrao ve izany?
|
|
lovasoaad3
|
|
|
Re: Email, tena ilaina. Il y a 7 Taona, 11 Volana
|
|
izao aloha tena mpampiasa email e! satria matetika za no manadino mot de passe, kanefa ref mandé cyber manadino phone foana. Anaovako récupération ny email.
|
|
ango.rifatra9
|
|
|
Re:Email, tena ilaina. Il y a 7 Taona, 9 Volana
|
|
aza atao antsirambina ry reto io resaka email io a! important be tahaka ny numéro de téléphone koa ny email: serasera sy resaka asa.
|
|
havantsoa.lok
|
|
|
|