Fandraisana MSM Karajia Fanontaniana Fikambanana / Antenne
mpikambana
Eto ianao izao: Fandraisana Karajia
Tongasoa, Ny mpandalo
Miangavy anao mba hanamarina ny maha mpikambana anao na hiditra ho mpikambana.    Adino ve ny tenimiafina?
SUJET: Smartphone, android, tablette.

#54
Smartphone, android, tablette. Il y a 9 Taona, 1 Mois  
Fitaovana fampiasantsika ny finday na ny tablette. Ndao hifampiazara olana sy vaha olona mahakasika an'ireo e! mba vahantsika eto ny olana vao makany amin'ny mpanamboatra isika. Sao misy vaha olana vao lany boby sa ahoana?
lovasoaad3

L'administrateur a désactivé l'accès public en écriture.
 

#64
Re: Smartphone, android, tablette. Il y a 9 Taona  
aiza no misy tena mahay manamboatra tablette e? mamerina amin'ny tena tokony ho izy, fa tsy hoe mandeha fotsiny ihany anefa betsaka ny option tsy tafaverina. Misy mahita tena mahay azy ve?
havantsoa.lok

L'administrateur a désactivé l'accès public en écriture.
 

#74
Re: Smartphone, android, tablette. Il y a 9 Taona  
ilay eto am ville eto ohatrany mamitaka ihany a! android tsy compatible amin'ilay appareil no atao zala ao. Tsy ilay izy mandeha anie no ilaina, fa izy afaka miasa amin'ny maha izy azy mihitsy e! krkrkrkrk
ango.rifatra9

L'administrateur a désactivé l'accès public en écriture.
 
Revenir en hautPejy: 1

Fitsipiky ny karajia

  1. Tsy tokony ilaza zavatra ratsy ny namana na ny manodidina ny MSM.
  2. Tsy natao fitadiavana fihaonana manokana amin'ny samy MSM ny karajia.
  3. Tokony hanaja ny hevitrin'ny namana ny mpamaky, fa raha manao izany, dia mikatona avy hatrany ny kaontiny.
  4. Misy sokajy maro ny karajia, ka tokony hijery tsara sy hanamarina ny fandraisany anjara izy, mba ho amin’ny sokajy tokony hisy azy ilay izy.
  5. Tsy mahazo hanaovana dokam-barotra ato!
  6. Ny teny ampiasaina, dia ny malagasy, aza dia mampiasa fomba fanoratra SMS laotra fa mety hahatonga fanamarihana ho anao ny fanaovana izany, satria mety hanelingelina ny mpamaky hafa no mampahatonga fasosorana.
  7. Tsy mahazo ampidirana nomerao finday na mailaka na an’iza na an’iza ny karajia.
  8. Hapetrao foana ny foto-kevitrin’ny tranokala dognat;mg. Noho izany, dia tsy mahazo atao ny manao resaka vetaveta na mifono .
  9. Mahazo atao ny miresaka manodidina ny firaisana: fa kosa dia tokony tsy hivaona amin’izay resaka efa misy ka mila hevitra na toro-lalana.
  10. Izay rehetra mivaona amin’ny tokony ho izy, dia manaiky ny mpikambana fa manana alalana feno ny mpandrindra ny karajia hanala izay resaka tsy mendrika.