Fandraisana MSM Karajia Fanontaniana Fikambanana / Antenne
mpikambana
Eto ianao izao: Fandraisana Karajia
Tongasoa, Ny mpandalo
Miangavy anao mba hanamarina ny maha mpikambana anao na hiditra ho mpikambana.    Adino ve ny tenimiafina?
SUJET: Fampahafantarana ny VIH/SIDA

#170
Fampahafantarana ny VIH/SIDA Il y a 7 Taona, 1 Mois  
Miarahaba antsika rehetra! Sendra tafiaraka tamin'olona iray izay aho, fiarahan'olon-droa no nampiaraka anay. Somary sahirana kely aho satria dia natahotra ny aretina SIDA ity farany. Tena fadiranovana anie izy e! Tsy omeko tsiny izy tamin'izay satria tsy nahalala ary tsy nisy nampahafantatra ihany koa. Teo dia lany resaka tamin'ny fanazavana izahay ary izay vao niditra amin'ny RS. Ny tiako ho laizana izany dia ny hoe: tsara raha mba atao betsaka ny fampafahantarana ny VIH/SIDA. Fa betsaka no mahalala ary mihoatra lavitra ny habetsahan'ny tsy mahalala kosa anefa.
micheltana

L'administrateur a désactivé l'accès public en écriture.
 

#190
Re:Fampahafantarana ny VIH/SIDA Il y a 6 Taona, 10 Volana  
za mahita hoe adidin'ny fanjakana no mampahalala ny zavatra tahak'tony.
mikajy.nat

L'administrateur a désactivé l'accès public en écriture.
 
Revenir en hautPejy: 1

Fitsipiky ny karajia

  1. Tsy tokony ilaza zavatra ratsy ny namana na ny manodidina ny MSM.
  2. Tsy natao fitadiavana fihaonana manokana amin'ny samy MSM ny karajia.
  3. Tokony hanaja ny hevitrin'ny namana ny mpamaky, fa raha manao izany, dia mikatona avy hatrany ny kaontiny.
  4. Misy sokajy maro ny karajia, ka tokony hijery tsara sy hanamarina ny fandraisany anjara izy, mba ho amin’ny sokajy tokony hisy azy ilay izy.
  5. Tsy mahazo hanaovana dokam-barotra ato!
  6. Ny teny ampiasaina, dia ny malagasy, aza dia mampiasa fomba fanoratra SMS laotra fa mety hahatonga fanamarihana ho anao ny fanaovana izany, satria mety hanelingelina ny mpamaky hafa no mampahatonga fasosorana.
  7. Tsy mahazo ampidirana nomerao finday na mailaka na an’iza na an’iza ny karajia.
  8. Hapetrao foana ny foto-kevitrin’ny tranokala dognat;mg. Noho izany, dia tsy mahazo atao ny manao resaka vetaveta na mifono .
  9. Mahazo atao ny miresaka manodidina ny firaisana: fa kosa dia tokony tsy hivaona amin’izay resaka efa misy ka mila hevitra na toro-lalana.
  10. Izay rehetra mivaona amin’ny tokony ho izy, dia manaiky ny mpikambana fa manana alalana feno ny mpandrindra ny karajia hanala izay resaka tsy mendrika.