Fandraisana MSM Karajia Fanontaniana Fikambanana / Antenne
mpikambana
Eto ianao izao: Fandraisana Karajia
Tongasoa, Ny mpandalo
Miangavy anao mba hanamarina ny maha mpikambana anao na hiditra ho mpikambana.    Adino ve ny tenimiafina?
SUJET: Nanaitra ahy: Les séropositifs dépistés augmenten

#97
Nanaitra ahy: Les séropositifs dépistés augmenten Il y a 2 Taona, 5 Volana Karma: 0
Salut daholo,

Vakio anie ity e!

De nouvelles statistiques sur le Vih/Sida sont alarmantes. Le nombre de séro­positifs grimpe à Antananarivo et dans d’autres grandes villes, depuis janvier.

En hausse. Quarante-cinq personnes ont été testées positives au Vih/Sida, au centre « Test, Treat and Retain » (TTR) du Bureau municipal de l’hygiène (BMH) de la commune urbaine d’Antananarivo (CUA) à Isotry, depuis janvier. Le Dr Hervé Rabeson, chef de service médical de la CUA tire la sonnette d’alarme. « L’effectif des nouveaux séropositifs a grimpé par rapport à l’année dernière. En 2016, nous n’avons recensé que trois nouveaux cas par mois, en moyenne », souligne-t-il, dans son bureau, jeudi.
Ce service médical a enregistré dix-huit séropositifs sur cinq cents dépistés en janvier, neuf sur quatre cent soixante-dix en février, cinq sur trois cents en mars, cinq sur trois cent vingt en avril et huit sur neuf cents en mai. « Ils sont majoritairement jeunes et de sexe masculin », enchaîne ce médecin.

Vakio hatramin'ny farany fa mahaliana, ity ny rohy: www.lexpressmada.com/blog/actualites/sid...depistes-augmentent/
jaikabe
Fresh Boarder
Messages: 5
graphgraph
Personne n'est hors ligne Cliquez ici pour consulter le profil de cet utilisateur
L'administrateur a désactivé l'accès public en écriture.
 

#187
Re:Nanaitra ahy: Les séropositifs dépistés augmenten Il y a 1 Année, 3 Volana Karma: 0
tsy mahagaga raha mety ahita séropositif betsaka ny mpitady. Tafiditra anatin'ny tontolon'ny fandrosoana ny fitiavana sexe. fa tsy misy afatsin'ny fiarovan-tena foana ry reto a! izay ihany no afaka hiarovanao ny tenanao sy ny namanao.
mikajy.nat
Fresh Boarder
Messages: 9
graphgraph
Personne n'est hors ligne Cliquez ici pour consulter le profil de cet utilisateur
L'administrateur a désactivé l'accès public en écriture.
 
Revenir en hautPejy: 1

Fitsipiky ny karajia

  1. Tsy tokony ilaza zavatra ratsy ny namana na ny manodidina ny MSM.
  2. Tsy natao fitadiavana fihaonana manokana amin'ny samy MSM ny karajia.
  3. Tokony hanaja ny hevitrin'ny namana ny mpamaky, fa raha manao izany, dia mikatona avy hatrany ny kaontiny.
  4. Misy sokajy maro ny karajia, ka tokony hijery tsara sy hanamarina ny fandraisany anjara izy, mba ho amin’ny sokajy tokony hisy azy ilay izy.
  5. Tsy mahazo hanaovana dokam-barotra ato!
  6. Ny teny ampiasaina, dia ny malagasy, aza dia mampiasa fomba fanoratra SMS laotra fa mety hahatonga fanamarihana ho anao ny fanaovana izany, satria mety hanelingelina ny mpamaky hafa no mampahatonga fasosorana.
  7. Tsy mahazo ampidirana nomerao finday na mailaka na an’iza na an’iza ny karajia.
  8. Hapetrao foana ny foto-kevitrin’ny tranokala dognat;mg. Noho izany, dia tsy mahazo atao ny manao resaka vetaveta na mifono .
  9. Mahazo atao ny miresaka manodidina ny firaisana: fa kosa dia tokony tsy hivaona amin’izay resaka efa misy ka mila hevitra na toro-lalana.
  10. Izay rehetra mivaona amin’ny tokony ho izy, dia manaiky ny mpikambana fa manana alalana feno ny mpandrindra ny karajia hanala izay resaka tsy mendrika.