Fandraisana MSM Karajia Fanontaniana Fikambanana / Antenne
mpikambana
Eto ianao izao: Fandraisana Karajia
Tongasoa, Ny mpandalo
Miangavy anao mba hanamarina ny maha mpikambana anao na hiditra ho mpikambana.    Adino ve ny tenimiafina?
SUJET: Toeram-piasana.

#47
Toeram-piasana. Il y a 9 Taona, 1 Mois  
Mifidifidy asa ve ny MSM? Misy orinasa iray izay ahitana MSM maro be miasa ao aminy, mahavariana a!
lovasoaad3

L'administrateur a désactivé l'accès public en écriture.
 

#68
Re: Toeram-piasana. Il y a 9 Taona  
Marn zan a! betsk n fesana ra vô sipa d ts raisny, f vao bandy tong d ok (b chanC ho voaray)
ango.rifatra9

L'administrateur a désactivé l'accès public en écriture.
 

#127
Re:Toeram-piasana. Il y a 7 Taona, 9 Volana  
tsy tokony ny fahaizana ve no jerena fa tsy ny ivelany? aza mirara an'zany ry reto fa mi-postuliava foana a!
havantsoa.lok

L'administrateur a désactivé l'accès public en écriture.
 

#145
Re:Toeram-piasana. Il y a 7 Taona, 6 Volana  
Io ry reto rehefa manana compétences dia mora accepten'ny olona foana an... expérience merso nenah io
GayTana22

L'administrateur a désactivé l'accès public en écriture.
 

#148
Re:Toeram-piasana. Il y a 7 Taona, 4 Volana  
tena marina retsy izay! mila miketrika kely.
manjakabe7

L'administrateur a désactivé l'accès public en écriture.
 
Revenir en hautPejy: 1

Fitsipiky ny karajia

  1. Tsy tokony ilaza zavatra ratsy ny namana na ny manodidina ny MSM.
  2. Tsy natao fitadiavana fihaonana manokana amin'ny samy MSM ny karajia.
  3. Tokony hanaja ny hevitrin'ny namana ny mpamaky, fa raha manao izany, dia mikatona avy hatrany ny kaontiny.
  4. Misy sokajy maro ny karajia, ka tokony hijery tsara sy hanamarina ny fandraisany anjara izy, mba ho amin’ny sokajy tokony hisy azy ilay izy.
  5. Tsy mahazo hanaovana dokam-barotra ato!
  6. Ny teny ampiasaina, dia ny malagasy, aza dia mampiasa fomba fanoratra SMS laotra fa mety hahatonga fanamarihana ho anao ny fanaovana izany, satria mety hanelingelina ny mpamaky hafa no mampahatonga fasosorana.
  7. Tsy mahazo ampidirana nomerao finday na mailaka na an’iza na an’iza ny karajia.
  8. Hapetrao foana ny foto-kevitrin’ny tranokala dognat;mg. Noho izany, dia tsy mahazo atao ny manao resaka vetaveta na mifono .
  9. Mahazo atao ny miresaka manodidina ny firaisana: fa kosa dia tokony tsy hivaona amin’izay resaka efa misy ka mila hevitra na toro-lalana.
  10. Izay rehetra mivaona amin’ny tokony ho izy, dia manaiky ny mpikambana fa manana alalana feno ny mpandrindra ny karajia hanala izay resaka tsy mendrika.