Fandraisana MSM Karajia Fanontaniana Fikambanana / Antenne
mpikambana
Eto ianao izao: Fandraisana Karajia
Tongasoa, Ny mpandalo
Miangavy anao mba hanamarina ny maha mpikambana anao na hiditra ho mpikambana.    Adino ve ny tenimiafina?
SUJET: Fitaovam-pananahana.

#61
Fitaovam-pananahana. Il y a 9 Taona  
Misy fotoana rehefa manao firaisana matetika aho dia marary ny filahiako. Inona no mahatonga izany, sa fomban-javatra izany?
havantsoa.lok

L'administrateur a désactivé l'accès public en écriture.
 

#88
Re: Fitaovam-pananahana. Il y a 8 Taona, 2 Volana  
Raha ny normal dia tsy tokony harary ny filahian ra manao firaisana , tokony hanatona tombim-pasalamana raha misy ny tranga otrizany, mila mapiasa lubrifuant ihany ho mba hanamora ny firaisana mety maina loatra mantsy dia izay koa ny mety mamparary ny filahiana satria mety forcenao fotsiny, nefa aza adino ny manatona tombi-pahasalama
jajaya

L'administrateur a désactivé l'accès public en écriture.
 

#131
Re: Fitaovam-pananahana. Il y a 7 Taona, 9 Volana  
(y)
havantsoa.lok

L'administrateur a désactivé l'accès public en écriture.
 

#167
Re: Fitaovam-pananahana. Il y a 7 Taona, 2 Volana  
miasa be nga? normal be zany ki a! rehef tsis nana et tous d resaka muscle zany. Fa bon! raha misy soucis d mandehana iany doc. Bonne journée!
lovasoaad3

L'administrateur a désactivé l'accès public en écriture.
 
Revenir en hautPejy: 1

Fitsipiky ny karajia

  1. Tsy tokony ilaza zavatra ratsy ny namana na ny manodidina ny MSM.
  2. Tsy natao fitadiavana fihaonana manokana amin'ny samy MSM ny karajia.
  3. Tokony hanaja ny hevitrin'ny namana ny mpamaky, fa raha manao izany, dia mikatona avy hatrany ny kaontiny.
  4. Misy sokajy maro ny karajia, ka tokony hijery tsara sy hanamarina ny fandraisany anjara izy, mba ho amin’ny sokajy tokony hisy azy ilay izy.
  5. Tsy mahazo hanaovana dokam-barotra ato!
  6. Ny teny ampiasaina, dia ny malagasy, aza dia mampiasa fomba fanoratra SMS laotra fa mety hahatonga fanamarihana ho anao ny fanaovana izany, satria mety hanelingelina ny mpamaky hafa no mampahatonga fasosorana.
  7. Tsy mahazo ampidirana nomerao finday na mailaka na an’iza na an’iza ny karajia.
  8. Hapetrao foana ny foto-kevitrin’ny tranokala dognat;mg. Noho izany, dia tsy mahazo atao ny manao resaka vetaveta na mifono .
  9. Mahazo atao ny miresaka manodidina ny firaisana: fa kosa dia tokony tsy hivaona amin’izay resaka efa misy ka mila hevitra na toro-lalana.
  10. Izay rehetra mivaona amin’ny tokony ho izy, dia manaiky ny mpikambana fa manana alalana feno ny mpandrindra ny karajia hanala izay resaka tsy mendrika.